Romanina 15:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ilay Andriamanitra manome fiaretana sy fampiononana anie hahatonga anareo samy hanana ilay toe-tsaina+ mitovy amin’izay nananan’i Kristy Jesosy, 2 Korintianina 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Farany, ry rahalahy, miezaha foana ianareo hifaly, hanitsy izay tokony hahitsy, handray fampiononana,+ hifanara-tsaina,+ hiaina amim-pihavanana.+ Ary ho aminareo anie ilay Andriamanitry ny fitiavana sy ny fiadanana!+ 1 Petera 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Farany, miraisa saina+ ianareo rehetra ka miaraha ory, mifankatiava tahaka ny mpirahalahy, manàna fangorahana,+ manetre tena,+
5 Ilay Andriamanitra manome fiaretana sy fampiononana anie hahatonga anareo samy hanana ilay toe-tsaina+ mitovy amin’izay nananan’i Kristy Jesosy,
11 Farany, ry rahalahy, miezaha foana ianareo hifaly, hanitsy izay tokony hahitsy, handray fampiononana,+ hifanara-tsaina,+ hiaina amim-pihavanana.+ Ary ho aminareo anie ilay Andriamanitry ny fitiavana sy ny fiadanana!+
8 Farany, miraisa saina+ ianareo rehetra ka miaraha ory, mifankatiava tahaka ny mpirahalahy, manàna fangorahana,+ manetre tena,+