Titosy 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 dia namonjy antsika izy, tsy noho ny nanaovantsika izay mahitsy anefa,+ fa noho ny famindram-pony.+ Novonjeny isika tamin’ny alalan’ny fanadiovana*+ izay nitondra fiainana+ ho antsika sy tamin’ny alalan’ny fanavaozan’ny fanahy* masina.+
5 dia namonjy antsika izy, tsy noho ny nanaovantsika izay mahitsy anefa,+ fa noho ny famindram-pony.+ Novonjeny isika tamin’ny alalan’ny fanadiovana*+ izay nitondra fiainana+ ho antsika sy tamin’ny alalan’ny fanavaozan’ny fanahy* masina.+