Salamo 143:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aza mifandahatra amin’ny mpanomponao eo amin’ny fitsarana,+Satria tsy misy olombelona ho marina eo anatrehanao.+ Asan’ny Apostoly 13:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 ary ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny alalany izay rehetra mino, eny, ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny zava-drehetra tsy azon’ny lalàn’i Mosesy+ nanambarana anareo ho tsy manan-tsiny.+ Romanina 8:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Iza no hiampanga ireo voafidin’Andriamanitra?+ Fa Andriamanitra no Ilay manambara azy ireo ho marina.+
2 Aza mifandahatra amin’ny mpanomponao eo amin’ny fitsarana,+Satria tsy misy olombelona ho marina eo anatrehanao.+
39 ary ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny alalany izay rehetra mino, eny, ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny zava-drehetra tsy azon’ny lalàn’i Mosesy+ nanambarana anareo ho tsy manan-tsiny.+
33 Iza no hiampanga ireo voafidin’Andriamanitra?+ Fa Andriamanitra no Ilay manambara azy ireo ho marina.+