2 Korintianina 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Farany, ry rahalahy, miezaha foana ianareo hifaly, hanitsy izay tokony hahitsy, handray fampiononana,+ hifanara-tsaina,+ hiaina amim-pihavanana.+ Ary ho aminareo anie ilay Andriamanitry ny fitiavana sy ny fiadanana!+ Filipianina 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mifalia hatrany ao amin’ny Tompo,+ eny, hoy indray aho: Mifalia!+ 1 Tesalonianina 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Mifalia mandrakariva.+
11 Farany, ry rahalahy, miezaha foana ianareo hifaly, hanitsy izay tokony hahitsy, handray fampiononana,+ hifanara-tsaina,+ hiaina amim-pihavanana.+ Ary ho aminareo anie ilay Andriamanitry ny fitiavana sy ny fiadanana!+