FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Efesianina 6:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ianareo mpanompo, ankatoavy ny tomponareo ara-nofo,+ amin’ny fahatahorana sy ny fangovitana+ ary amin’ny fahatsoran’ny fonareo, toy ny ankatoavanareo an’i Kristy,

  • Titosy 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Aoka ny mpanompo+ hanaiky ny tompony amin’ny zava-drehetra+ ka hanao izay mahafinaritra azy, tsy hamalivaly,+

  • 1 Petera 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Aoka ny mpiasa an-trano hanaiky+ ny tompony amin’ny fahatahorana mendrika azy,+ tsy ny tompo tsara fanahy sy be fandeferana ihany fa ny sarotiny koa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara