FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 25:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Dia niankohoka tamin’ny tany+ avy hatrany i Abigaila, sady niteny hoe: “Intỳ aho mpanompovavinao, ho mpanompovavy hanasa ny tongotry+ ny mpanompon’ny tompoko.”+

  • Jaona 13:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Avy eo, dia nasiany rano tao anaty koveta ary nanomboka nanasa ny tongotry+ ny mpianatra izy, ka nanamaina izany tamin’ilay servieta nafatony teo amin’ny andilany.

  • Jaona 13:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa izaho, na dia Tompo sy Mpampianatra aza, nanasa ny tongotrareo,+ dia mba tokony hifanasa tongotra koa ianareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara