1 Timoty 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nangataka anao hijanona tany Efesosy aho, taloha kelin’ny hankanesako atỳ Makedonia.+ Ary mbola mangataka izany aminao aho izao, mba handidianao+ ny sasany tsy hampianatra zavatra hafa,+ 1 Timoty 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 mpijangajanga,+ lehilahy miray amin’ny lehilahy, mpaka olona an-keriny, mpandainga, mpivadika amin’ny fianianany,+ ary ny zavatra rehetra mifanohitra+ amin’ny fampianarana mahasoa.+ 1 Timoty 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa milaza marimarina ny fanambarana avy amin’ny fanahy fa hiala+ amin’ny finoana ny sasany any aoriana any,+ satria mihaino fanambarana mamitaka+ avy amin’ny fanahy sy mihaino fampianaran’ny demonia.+
3 Nangataka anao hijanona tany Efesosy aho, taloha kelin’ny hankanesako atỳ Makedonia.+ Ary mbola mangataka izany aminao aho izao, mba handidianao+ ny sasany tsy hampianatra zavatra hafa,+
10 mpijangajanga,+ lehilahy miray amin’ny lehilahy, mpaka olona an-keriny, mpandainga, mpivadika amin’ny fianianany,+ ary ny zavatra rehetra mifanohitra+ amin’ny fampianarana mahasoa.+
4 Fa milaza marimarina ny fanambarana avy amin’ny fanahy fa hiala+ amin’ny finoana ny sasany any aoriana any,+ satria mihaino fanambarana mamitaka+ avy amin’ny fanahy sy mihaino fampianaran’ny demonia.+