FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Timoty 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Avy amin’ireny mantsy no ipoiran’ny lehilahy mitsofoka mangingina any an-tokantrano,+ ary alainy ho babo ny vehivavy osa ara-panahy sy vesaran’ota ary tarihin’ny faniriana maro samihafa.+

  • 2 Petera 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Manimba tena+ izy ho valin’ny ratsy nataony.+

      Fahafinaretana ho azy ireo ny manana fiainana mirenty amin’izao antoandrobenanahary izao.+ Toy ny pentimpentina sy tsiny izy ireo, ary finaritra erỳ manao fampianarana mamitaka, rehefa miara-misakafo aminareo amin’ny fanasana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara