FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 51:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Kaopy volamena teny an-tanan’i Jehovah i Babylona,+ ka nataon’i Babylona izay hahamamo ny tany rehetra.+ Nisotro tamin’ny divainy ireo firenena,+ ka izany no nahatonga an’ireny hanao hadalana foana.+

  • Apokalypsy 14:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary nisy anjely hafa faharoa avy eo, nanao hoe: “Nianjera, nianjera+ i Babylona+ Lehibe, ilay nampisotro ny firenena rehetra ny divain’ny+ fahatezeran’ny fijangajangany!”+

  • Apokalypsy 18:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa noho ny divain’ny fahatezeran’ny fijangajangany no nahalavo ny firenena rehetra,+ ary ireo mpanjakan’ny tany dia nijangajanga+ taminy. Ary nanjary nanan-karena ny mpivaro-mandeha+ tamin’ny tany noho ny rentiny+ tafahoatra izay efa tsy nahamenatra azy intsony.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara