Salamo 90:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Talohan’ny nahaterahan’ny tendrombohitra,Sy talohan’ny nanaovanao* ny tany sy ny tany lonaka,+Dia efa Andriamanitra ianao hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay.+ Isaia 40:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Tsy fantatrao angaha? Sa mbola tsy henonao? Andriamanitra mandrakizay i Jehovah, ilay Mpamorona ny faran’ny tany.+ Tsy mba reraka na sasatra mihitsy izy.+ Tsy takatry ny saina* ny fahalalany.+ 1 Timoty 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ho an’ilay Mpanjakan’ny mandrakizay,+ izay tsy mety lo+ sady tsy hita maso,+ dia ilay Andriamanitra tokana+ anie ny haja sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay! Amena.
2 Talohan’ny nahaterahan’ny tendrombohitra,Sy talohan’ny nanaovanao* ny tany sy ny tany lonaka,+Dia efa Andriamanitra ianao hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay.+
28 Tsy fantatrao angaha? Sa mbola tsy henonao? Andriamanitra mandrakizay i Jehovah, ilay Mpamorona ny faran’ny tany.+ Tsy mba reraka na sasatra mihitsy izy.+ Tsy takatry ny saina* ny fahalalany.+
17 Ho an’ilay Mpanjakan’ny mandrakizay,+ izay tsy mety lo+ sady tsy hita maso,+ dia ilay Andriamanitra tokana+ anie ny haja sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay! Amena.