FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 46:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ny zanakalahin’i Joda+ dia i Era, Onana, Sela,+ Pereza,+ ary Zera.+ Maty tany Kanana anefa i Era sy Onana.+

      Ny zanakalahin’i Pereza dia i Hezrona sy Hamola.+

  • Rota 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Enga anie ny taranaka homen’i Jehovah anao+ avy amin’io vehivavy io ka ho tahaka ny taranak’i Pereza,+ izay naterak’i Tamara tamin’i Joda!”

  • 1 Tantara 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Niteraka an’i Pereza+ sy Zera tamin’i Joda i Tamara+ vinantovaviny. Dimy lahy ny zanak’i Joda rehetra.

  • Lioka 3:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Tokotokony ho 30 taona+ i Jesosy+ tamin’izy nanomboka ny asany, ary izy ilay noheverin’ny olona fa zanak’i

      Josefa,+

      Josefa zanak’i Hely,

  • Lioka 3:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Nasona zanak’i Aminadaba,

      Aminadaba zanak’i Arny,

      Arny zanak’i Hezrona,

      Hezrona zanak’i Pereza,+

      Pereza zanak’i Joda,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara