Deoteronomia 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nijery aho dia nahita anareo nanota tamin’i Jehovah Andriamanitrareo! Efa nanao zanak’omby tamin’ny metaly* ianareo. Tamin’io sahady ianareo dia efa niala tamin’ilay lalana nasain’i Jehovah narahinareo.+ Isaia 46:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Misy olona mandraraka volamena be dia be avy ao amin’ny kitapom-bolany,Dia mandanja volafotsy amin’ny mizana. Manakarama mpanefy izy ireo, ka amboariny ho lasa andriamanitra ilay volafotsy.+ Dia miondrika izy ireo, ary mivavaka* aminy.+ Asan’ny Apostoly 7:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Nanamboatra zanak’omby àry izy ireo tamin’izany andro izany, ka nanao sorona ho an’io sampy io sady nifalifaly nankalaza ny asan’ny tanany.+
16 Nijery aho dia nahita anareo nanota tamin’i Jehovah Andriamanitrareo! Efa nanao zanak’omby tamin’ny metaly* ianareo. Tamin’io sahady ianareo dia efa niala tamin’ilay lalana nasain’i Jehovah narahinareo.+
6 Misy olona mandraraka volamena be dia be avy ao amin’ny kitapom-bolany,Dia mandanja volafotsy amin’ny mizana. Manakarama mpanefy izy ireo, ka amboariny ho lasa andriamanitra ilay volafotsy.+ Dia miondrika izy ireo, ary mivavaka* aminy.+
41 Nanamboatra zanak’omby àry izy ireo tamin’izany andro izany, ka nanao sorona ho an’io sampy io sady nifalifaly nankalaza ny asan’ny tanany.+