FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 30:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Koa hisasa amin’ny rano izy ireo mba tsy ho faty rehefa miditra ao amin’ny tranolay fihaonana, na rehefa manatona ny alitara mba hanompo ka handoro fanatitra atao anaty afo mba hidona-tsetroka ho an’i Jehovah.

  • Hebreo 10:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 dia andao isika hanatona an’Andriamanitra amin’ny fo madio sy amim-patokisana tanteraka, satria ny fontsika efa voadio* ho afaka amin’ny feon’ny fieritreretana maloto,+ ary ny vatantsika efa voasasa tamin’ny rano madio.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara