23 Enga anie ilay Andriamanitry ny fiadanana mihitsy no hanamasina tanteraka anareo! Ry rahalahy, enga anie ilay toe-tsaina sy fiainana ary vatana iraisanareo ka samy tsy hisy kilema amin’ny lafiny rehetra, sady tsy hisy tsiny mihitsy amin’ny fanatrehan’i Jesosy Kristy Tompontsika!+