Deoteronomia 17:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa mipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakany izy, dia tsy maintsy adikany ao anaty boky* ity Lalàna ity, mba hampiasainy, ka ataony mitovy amin’ilay Lalàna tehirizin’ny Levita mpisorona ilay izy.+ 2 Tantara 34:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary tamin’izy ireo namoaka an’ilay vola nentina tao an-tranon’i Jehovah,+ dia hitan’i Hilkia mpisorona ny boky misy ny Lalàn’i Jehovah+ izay nomena tamin’ny alalan’i* Mosesy.+
18 Rehefa mipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakany izy, dia tsy maintsy adikany ao anaty boky* ity Lalàna ity, mba hampiasainy, ka ataony mitovy amin’ilay Lalàna tehirizin’ny Levita mpisorona ilay izy.+
14 Ary tamin’izy ireo namoaka an’ilay vola nentina tao an-tranon’i Jehovah,+ dia hitan’i Hilkia mpisorona ny boky misy ny Lalàn’i Jehovah+ izay nomena tamin’ny alalan’i* Mosesy.+