4 Nosoratany teo amin’ireo takela-bato ireo ny teny nosoratany tamin’ny voalohany,+ dia ny Didy Folo+ nolazain’i Jehovah taminareo avy tao anaty afo+ teny amin’ilay tendrombohitra, tamin’ny andro nivorian’ny vahoaka.+ Dia nomen’i Jehovah ahy ireo takela-bato ireo.