Eksodosy 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia nilaza an’ireto teny rehetra ireto Andriamanitra:+ Eksodosy 34:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia nijanona tany niaraka tamin’i Jehovah 40 andro sy 40 alina izy, ary tsy nisakafo na nisotro rano.+ Ary nosoratany teo amin’ireo takela-bato ny teny tao amin’ilay fifanekena, izany hoe ny Didy Folo.*+ Deoteronomia 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nolazainy taminareo ilay fifanekena nasainy harahinareo,+ dia ny Didy Folo.*+ Nosoratany teo amin’ny takela-bato roa ilay izy avy eo.+
28 Dia nijanona tany niaraka tamin’i Jehovah 40 andro sy 40 alina izy, ary tsy nisakafo na nisotro rano.+ Ary nosoratany teo amin’ireo takela-bato ny teny tao amin’ilay fifanekena, izany hoe ny Didy Folo.*+
13 Ary nolazainy taminareo ilay fifanekena nasainy harahinareo,+ dia ny Didy Folo.*+ Nosoratany teo amin’ny takela-bato roa ilay izy avy eo.+