1 Tantara 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tatỳ aoriana, dia nandeha nankany Jerosalema, izany hoe Jebosa,+ i Davida sy ny Israely rehetra. Ny Jebosita+ no nipetraka tao tamin’izany.
4 Tatỳ aoriana, dia nandeha nankany Jerosalema, izany hoe Jebosa,+ i Davida sy ny Israely rehetra. Ny Jebosita+ no nipetraka tao tamin’izany.