Josoa 15:63 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 63 Tsy vitan’ny fokon’i Joda kosa ny nandroaka+ an’ireo Jebosita+ nipetraka tao Jerosalema,+ ka mbola miara-mipetraka amin’ny vahoakan’ny Joda ao Jerosalema izy ireo hatramin’izao. Mpitsara 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy noroahin’ny Benjaminita kosa ny Jebosita nipetraka tao Jerosalema, fa mbola miara-mipetraka amin’izy ireo ao ihany hatramin’izao.+ Mpitsara 19:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy te hijanona indray alina intsony anefa ilay lehilahy. Nitsangana àry izy ka lasa nandeha ary tonga hatrany Jebosa, izany hoe Jerosalema.+ Ary nentiny ireo ampondra roa efa nisy lasely sy ilay vadikeliny ary ilay mpanompony.
63 Tsy vitan’ny fokon’i Joda kosa ny nandroaka+ an’ireo Jebosita+ nipetraka tao Jerosalema,+ ka mbola miara-mipetraka amin’ny vahoakan’ny Joda ao Jerosalema izy ireo hatramin’izao.
21 Tsy noroahin’ny Benjaminita kosa ny Jebosita nipetraka tao Jerosalema, fa mbola miara-mipetraka amin’izy ireo ao ihany hatramin’izao.+
10 Tsy te hijanona indray alina intsony anefa ilay lehilahy. Nitsangana àry izy ka lasa nandeha ary tonga hatrany Jebosa, izany hoe Jerosalema.+ Ary nentiny ireo ampondra roa efa nisy lasely sy ilay vadikeliny ary ilay mpanompony.