Josoa 15:63 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 63 Tsy vitan’ny fokon’i Joda kosa ny nandroaka+ an’ireo Jebosita+ nipetraka tao Jerosalema,+ ka mbola miara-mipetraka amin’ny vahoakan’ny Joda ao Jerosalema izy ireo hatramin’izao. Mpitsara 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy noroahin’ny Benjaminita kosa ny Jebosita nipetraka tao Jerosalema, fa mbola miara-mipetraka amin’izy ireo ao ihany hatramin’izao.+
63 Tsy vitan’ny fokon’i Joda kosa ny nandroaka+ an’ireo Jebosita+ nipetraka tao Jerosalema,+ ka mbola miara-mipetraka amin’ny vahoakan’ny Joda ao Jerosalema izy ireo hatramin’izao.
21 Tsy noroahin’ny Benjaminita kosa ny Jebosita nipetraka tao Jerosalema, fa mbola miara-mipetraka amin’izy ireo ao ihany hatramin’izao.+