10 “‘Izao no atao amin’ny lehilahy manitsakitsa-bady ka maka vadin’olona: Tsy maintsy vonoina ho faty ilay lehilahy manitsakitsa-bady izay naka ny vadin’ny namany. Hovonoina ho faty na ilay lehilahy na ilay vehivavy satria samy nanitsakitsa-bady.+
4 Aoka ho mendri-kaja amin’ny olona rehetra ny fanambadiana, ary aza avela ho voaloto ny fandrianan’ny mpivady,+ fa homelohin’Andriamanitra ny mpijangajanga* sy ny mpanitsakitsa-bady.+