FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 11:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Koa naniraka olona haka an’ilay vehivavy i Davida,+ ka tonga tao aminy izy. Dia nanao firaisana taminy i Davida.+ Mbola tao anatin’ny fotoana nidiovany tamin’ny fahalotoany*+ anefa ilay vehivavy tamin’izay. Lasa nody tany an-tranony izy avy eo.

  • 2 Samoela 11:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Izao no nosoratany tao amin’ilay taratasy: “Alefaso any amin’izay misy fifandonana mafy indrindra i Oria. Dia ialao izy, mba ho voa ka ho faty.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara