Levitikosy 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Aza mandehandeha manendrikendrika olona eo amin’ny firenenao.+ Aza mandatsaka ny ran’ny namanao.*+ Izaho no Jehovah. 2 Samoela 16:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia hoy ny mpanjaka: “Ary aiza ilay zanakalahin’ny* tomponao?”+ Dia hoy i Ziba: “Nijanona any Jerosalema izy, fa hoy izy: ‘Haverin’ny taranak’Israely amiko izao ny fanjakan’ny raiko.’”+
16 “‘Aza mandehandeha manendrikendrika olona eo amin’ny firenenao.+ Aza mandatsaka ny ran’ny namanao.*+ Izaho no Jehovah.
3 Dia hoy ny mpanjaka: “Ary aiza ilay zanakalahin’ny* tomponao?”+ Dia hoy i Ziba: “Nijanona any Jerosalema izy, fa hoy izy: ‘Haverin’ny taranak’Israely amiko izao ny fanjakan’ny raiko.’”+