FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 23:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nomen’ny mpanjaka baiko i Hilkia+ mpisoronabe sy ny mpisorona hafa ary ny mpiandry varavarana, mba hamoaka avy tao amin’ny tempolin’i Jehovah ny fitaovana rehetra natao ho an’i Bala sy ho an’ny tsato-kazo masina*+ ary ho an’izay rehetra eny amin’ny lanitra. Dia nodoran’ny mpanjaka teny ivelan’i Jerosalema ireny, teny amin’ny tanimboly mikitohatohatr’i Kidrona, ary nentiny tany Betela+ ny lavenony.

  • 2 Tantara 34:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary tamin’izy ireo namoaka an’ilay vola nentina tao an-tranon’i Jehovah,+ dia hitan’i Hilkia mpisorona ny boky misy ny Lalàn’i Jehovah+ izay nomena tamin’ny alalan’i* Mosesy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara