16 ‘Hatramin’ny andro nitondrako ny Israely vahoakako nivoaka avy tany Ejipta, dia mbola tsy nisy tanàna nofidiko teo amin’ny foko rehetra teo amin’ny Israely, mba hanaovana trano hitoeran’ny anarako.+ Nifidy an’i Davida ho mpitarika ny Israely vahoakako anefa aho.’