FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 60:19, 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tsy ny masoandro intsony no hanazava anao mandritra ny andro,

      Ary tsy hanome hazavana anao intsony ny volana mamirapiratra.

      I Jehovah mantsy no hanazava+ anao mandrakizay,

      Ary ilay Andriamanitrao no hahatsara tarehy anao.+

      20 Tsy hilentika intsony ny masoandronao,

      Sady tsy hihena ny hazavan’ny volana manazava anao.

      I Jehovah mantsy no hanazava+ anao mandrakizay,

      Ary ho tapitra ny andro fisaonanao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara