FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 85:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Efa namela ny fahadisoan’ny vahoakanao ianao;

      Navelanao* daholo ny fahotany.+ (Sela)

  • Isaia 43:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Izaho Ilay mikosoka ny fahadisoanao,*+ noho ny anarako,+

      Ka tsy hotsaroako ny fahotanao.+

  • Jeremia 31:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 “Samy tsy hampianatra ny namany sy ny rahalahiny intsony izy ireo hoe: ‘Fantaro i Jehovah!’+ Hahafantatra ahy mantsy izy rehetra, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra”,+ hoy i Jehovah. “Fa havelako ny fahadisoany, ary tsy hotsaroako intsony ny fahotany.”+

  • Mika 7:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Iza no Andriamanitra hoatr’anao,

      Izay mamela fahadisoana sy mamela ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+

      Tsy ho tezitra mandrakizay ianao,

      Satria mahafinaritra anao ny maneho fitiavana sy tsy mivadika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara