Isaia 44:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hokosehiko ny fahadisoanao, toy ny hoe hosaronana rahona,+Ary hokosehiko ny fahotanao, toy ny hoe hosaronana rahona matevina. Miverena amiko fa havotako ianao.+ Jeremia 31:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 “Samy tsy hampianatra ny namany sy ny rahalahiny intsony izy ireo hoe: ‘Fantaro i Jehovah!’+ Hahafantatra ahy mantsy izy rehetra, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra”,+ hoy i Jehovah. “Fa havelako ny fahadisoany, ary tsy hotsaroako intsony ny fahotany.”+ Mika 7:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hamindra fo aminay indray ianao,+ ary horesenao* ny fahadisoanay. Hatsipinao any amin’ny ranomasina lalina ny fahotanay rehetra.+
22 Hokosehiko ny fahadisoanao, toy ny hoe hosaronana rahona,+Ary hokosehiko ny fahotanao, toy ny hoe hosaronana rahona matevina. Miverena amiko fa havotako ianao.+
34 “Samy tsy hampianatra ny namany sy ny rahalahiny intsony izy ireo hoe: ‘Fantaro i Jehovah!’+ Hahafantatra ahy mantsy izy rehetra, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra”,+ hoy i Jehovah. “Fa havelako ny fahadisoany, ary tsy hotsaroako intsony ny fahotany.”+
19 Hamindra fo aminay indray ianao,+ ary horesenao* ny fahadisoanay. Hatsipinao any amin’ny ranomasina lalina ny fahotanay rehetra.+