Deoteronomia 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Aza mihinana zava-maharikoriko, na inona izany na inona.+ Isaia 65:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mipetrapetraka eny amin’ny fasana+ izy ireo,Ary mijanona mandritra ny alina ao amin’ny toerana miafina,*Sady mihinana henan-kisoa+Sy ron-javatra maloto eo am-biliany.+ Isaia 66:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Hiaraka ho ringana daholo izay manamasina sy manadio ny tenany mba hiditra ao amin’ireo zaridaina masina*+ manarakaraka an’ilay eo afovoany, ary izay mihinana henan-kisoa+ sy totozy ary zava-maharikoriko hafa”,+ hoy i Jehovah.
4 Mipetrapetraka eny amin’ny fasana+ izy ireo,Ary mijanona mandritra ny alina ao amin’ny toerana miafina,*Sady mihinana henan-kisoa+Sy ron-javatra maloto eo am-biliany.+
17 “Hiaraka ho ringana daholo izay manamasina sy manadio ny tenany mba hiditra ao amin’ireo zaridaina masina*+ manarakaraka an’ilay eo afovoany, ary izay mihinana henan-kisoa+ sy totozy ary zava-maharikoriko hafa”,+ hoy i Jehovah.