-
Genesisy 41:39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Dia hoy i Farao tamin’i Josefa: “Satria nampahafantarin’Andriamanitra anao izany rehetra izany, dia tsy misy malina sy hendry tahaka anao.
-
-
Genesisy 41:42Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
42 Dia nesorin’i Farao ny peratra fanombohan-kase teny amin’ny tanany ka nataony tamin’ny tanan’i Josefa. Ary nampitafiany lamba rongony tena tsara koa izy sady nasiany rojo volamena ny vozony.
-