FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 17:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “‘“Rehefa tapitra ny andronao ka lasa any amin’ny razambenao ianao, dia hotendreko ho mpanjaka handimby anao ny taranakao, dia ny iray amin’ny zanakao lahy.+ Ary hataoko mafy orina ny fanjakany.+

  • Matio 9:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Rehefa niala teo i Jesosy, dia nisy jamba roa lahy+ nanaraka azy sady niantsoantso mafy hoe: “Mba iantrao izahay, ry Zanak’i Davida ô!”

  • Lioka 1:32, 33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Hiavaka izy+ ka hantsoina hoe Zanaky ny Avo Indrindra,+ ary homen’i Jehovah* Andriamanitra azy ny seza fiandrianan’i Davida rainy.+ 33 Dia ho Mpanjaka eo amin’ny taranak’i Jakoba mandrakizay izy, ary tsy hifarana mihitsy ny Fanjakany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara