Matio 17:22, 23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Rehefa tafavory tao Galilia izy ireo, dia hoy i Jesosy: “Efa hisy hamadika ny Zanak’olona dia hatolotra eo am-pelatanan’ny olona.+ 23 Hovonoiny ho faty izy, ary hatsangana amin’ny andro fahatelo.”+ Dia nalahelo be izy ireo. Matio 28:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy ato izy fa efa natsangana, araka ny efa nolazainy.+ Avia, jereo ilay toerana nisy ny fatiny. Asan’ny Apostoly 10:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Fa natsangan’Andriamanitra izy tamin’ny andro fahatelo,+ dia navelany hiseho tamin’ny olona.* 1 Korintianina 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ary nalevina+ izy dia natsangana tamin’ny maty+ tamin’ny andro fahatelo,+ araka ny Soratra Masina.+
22 Rehefa tafavory tao Galilia izy ireo, dia hoy i Jesosy: “Efa hisy hamadika ny Zanak’olona dia hatolotra eo am-pelatanan’ny olona.+ 23 Hovonoiny ho faty izy, ary hatsangana amin’ny andro fahatelo.”+ Dia nalahelo be izy ireo.
4 ary nalevina+ izy dia natsangana tamin’ny maty+ tamin’ny andro fahatelo,+ araka ny Soratra Masina.+