FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 25:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Koa miambena foana àry,+ satria tsy fantatrareo na ny andro na ny ora.+

  • Marka 13:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Mitandrema foana sy miambena foana,+ fa tsy fantatrareo hoe rahoviana ny fotoana voatondro.+

  • Lioka 21:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Koa miambena foana,+ ary mitalahoa foana+ mba ho afa-mandositra an’izany zava-drehetra tsy maintsy hitranga izany ianareo, ary ho afaka hitsangana eo anatrehan’ny Zanak’olona.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara