Matio 27:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nijoro teo anatrehan’ny governora i Jesosy, ka nanontaniany hoe: “Ianao ve no Mpanjakan’ny Jiosy?” Dia hoy i Jesosy: “Voalazanao.”+ Lioka 1:31, 32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ho bevohoka* ianao dia hiteraka zazalahy,+ ary ataovy hoe Jesosy ny anarany.+ 32 Hiavaka izy+ ka hantsoina hoe Zanaky ny Avo Indrindra,+ ary homen’i Jehovah* Andriamanitra azy ny seza fiandrianan’i Davida rainy.+ Jaona 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia naka sampana palmie ireo, ka nandeha nitsena azy sady niantsoantso hoe: “Mba vonjeo re e! Hotahina anie ilay tonga amin’ny anaran’i Jehovah,*+ dia ilay Mpanjakan’ny Israely!”+
11 Ary nijoro teo anatrehan’ny governora i Jesosy, ka nanontaniany hoe: “Ianao ve no Mpanjakan’ny Jiosy?” Dia hoy i Jesosy: “Voalazanao.”+
31 Ho bevohoka* ianao dia hiteraka zazalahy,+ ary ataovy hoe Jesosy ny anarany.+ 32 Hiavaka izy+ ka hantsoina hoe Zanaky ny Avo Indrindra,+ ary homen’i Jehovah* Andriamanitra azy ny seza fiandrianan’i Davida rainy.+
13 Dia naka sampana palmie ireo, ka nandeha nitsena azy sady niantsoantso hoe: “Mba vonjeo re e! Hotahina anie ilay tonga amin’ny anaran’i Jehovah,*+ dia ilay Mpanjakan’ny Israely!”+