FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 9:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 fa asiako mafy* ny vatako+ ka andevoziko, sao izaho indray no tsy hankasitrahana* kanefa efa nitory tamin’ny hafa.

  • Galatianina 5:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary izao no nataon’izay mpianatr’i Kristy Jesosy: Nofantsihan’izy ireo teo amin’ny hazo fijaliana ny nofo, niaraka tamin’ny filan-dratsiny sy ny faniriany.+

  • Efesianina 4:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nampianarina ianareo hoe tokony hanala ny toetranareo taloha,+ izay mifanaraka amin’ny fitondran-tenanareo taloha sady miharatsy foana noho ny fanirian-dratsy mamitaka.+

  • Kolosianina 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Vonoy àry ny fanirian-dratsy ao amin’ny rantsambatanareo,*+ izany hoe ny fijangajangana,* fahalotoana, filan’ny nofo tsy voafehy,+ faniriana hanao ratsy, ary faniriana tsy mety afa-po, izay fanompoan-tsampy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara