Romanina 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy maintsy ho faty mantsy ianareo raha manatanteraka ny fanirian’ny nofo. Fa ho velona kosa ianareo raha vonoinareo+ amin’ny alalan’ny fanahy masina ny fanao ratsin’ny nofo.+ Kolosianina 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Vonoy àry ny fanirian-dratsy ao amin’ny rantsambatanareo,*+ izany hoe ny fijangajangana,* fahalotoana, filan’ny nofo tsy voafehy,+ faniriana hanao ratsy, ary faniriana tsy mety afa-po, izay fanompoan-tsampy.
13 Tsy maintsy ho faty mantsy ianareo raha manatanteraka ny fanirian’ny nofo. Fa ho velona kosa ianareo raha vonoinareo+ amin’ny alalan’ny fanahy masina ny fanao ratsin’ny nofo.+
5 Vonoy àry ny fanirian-dratsy ao amin’ny rantsambatanareo,*+ izany hoe ny fijangajangana,* fahalotoana, filan’ny nofo tsy voafehy,+ faniriana hanao ratsy, ary faniriana tsy mety afa-po, izay fanompoan-tsampy.