FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nahazo famantarana+ izy, dia ny famorana. Io no antoka* hoe olo-marina izy satria nanam-pinoana tamin’izy mbola tsy voafora. Dia izany no nahatonga azy ho lasa rain’izay rehetra manam-pinoana+ nefa tsy voafora, mba heken’Andriamanitra* hoe olo-marina ireny.

  • Filipianina 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 sady ho hita hoe tafaray aminy. Tsy hoe noho izaho manaraka ny Lalàna anefa no anambarana ahy hoe olo-marina, fa noho izaho mino+ an’i Kristy.+ Fa ambaran’Andriamanitra hoe marina aho, satria manam-pinoana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara