-
1 Tesalonianina 4:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Raha ny amin’ny fitiavana ny rahalahy+ kosa, dia tsy mila manoratra aminareo izahay, satria ianareo efa ampianarin’Andriamanitra hifankatia.+ 10 Efa manao an’izany amin’ny rahalahy rehetra eran’i Makedonia ianareo, raha ny marina. Ampirisihinay ihany anefa ianareo, ry rahalahy, mba hanao an’izany bebe kokoa aza.
-