FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 53:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Notrobarana+ noho ny helokay anefa izy,+

      Ary natao torotoro noho ny fahadisoanay.+

      Izy no niharan’ny sazy mba hahafahanay hihavana amin’Andriamanitra,+

      Ary ny ratrany no nahatonga anay ho sitrana.+

  • Isaia 53:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Noho ny fampahoriana* sy ny fitsarana, dia nesorina ny ainy.*

      Iza no handinika ny tsipiriany momba ny taranaka nipoirany?*

      Nesorina hiala tamin’ny tanin’ny velona izy.+

      Nokapohina* koa izy noho ny heloky ny vahoakako.+

  • Romanina 5:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ny heloky ny lehilahy iray, izany hoe noho ny nataony, no nahatonga ny fahafatesana hanjaka.+ Koa vao mainka ho velona sy hanjaka+ àry ireo nanehoana hatsaram-panahy lehibe* sy nomena fanomezana maimaim-poana be dia be, noho ny nataon’ny olona iray, dia Jesosy Kristy.+ Izany fanomezana izany dia ny nanambarana azy ireo hoe olo-marina.+

  • 1 Timoty 2:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa iray ny Andriamanitra+ ary iray ny mpanelanelana+ amin’Andriamanitra sy ny olona,+ dia olona iray atao hoe Kristy Jesosy,+ 6 izay nanolotra ny tenany ho vidim-panavotana mifandanja, mba hamonjena ny olona rehetra.*+ Izany no hotorina amin’ny fotoana voatondro hanaovana an’izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara