FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Efesianina 3:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Izany dia mifanaraka amin’ilay fikasany hatrizay hatrizay* momba an’i Kristy,+ dia i Jesosy Tompontsika. 12 Izy no mahatonga antsika ho sahy miteny, sy ho afaka hanatona an’Andriamanitra+ amin-toky noho isika mino azy.*

  • Hebreo 10:19-22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Sahintsika àry,* ry rahalahy, ny hiditra eo amin’ilay lalana mankao amin’ny toerana masina,+ noho ny ran’i Jesosy. 20 Nosokafany* ho antsika izany lalana izany, tamin’izy nandalo teo amin’ilay ridao,+ izany hoe ny nofony. 21 Ary manana mpisoronabe miandraikitra ny ao an-tranon’Andriamanitra+ koa isika. Noho izany, 22 dia andao isika hanatona an’Andriamanitra amin’ny fo madio sy amim-patokisana tanteraka, satria ny fontsika efa voadio* ho afaka amin’ny feon’ny fieritreretana maloto,+ ary ny vatantsika efa voasasa tamin’ny rano madio.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara