1 Korintianina 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Esory ny lalivay efa ela, mba ho koba vaovao ianareo, satria tsy tokony hisy lalivay ianareo. Fa efa natao sorona+ tokoa i Kristy, ilay zanak’ondrin’ny+ Paska. Jakoba 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ry mpanitsakitsa-bady,* angaha tsy fantatrareo fa lasa fahavalon’Andriamanitra izay minamana amin’izao tontolo izao? Izay te ho naman’izao tontolo izao àry, dia mitsangana ho fahavalon’Andriamanitra.+ Apokalypsy 18:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary naheno feo hafa avy any an-danitra aho hoe: “Mivoaha avy ao aminy, ianareo vahoakako,+ raha tsy tianareo ny hiray tsikombakomba aminy amin’izay fahotana nataony, ary raha tsy tianareo hahazo anareo ny loza hanjo azy.+
7 Esory ny lalivay efa ela, mba ho koba vaovao ianareo, satria tsy tokony hisy lalivay ianareo. Fa efa natao sorona+ tokoa i Kristy, ilay zanak’ondrin’ny+ Paska.
4 Ry mpanitsakitsa-bady,* angaha tsy fantatrareo fa lasa fahavalon’Andriamanitra izay minamana amin’izao tontolo izao? Izay te ho naman’izao tontolo izao àry, dia mitsangana ho fahavalon’Andriamanitra.+
4 Ary naheno feo hafa avy any an-danitra aho hoe: “Mivoaha avy ao aminy, ianareo vahoakako,+ raha tsy tianareo ny hiray tsikombakomba aminy amin’izay fahotana nataony, ary raha tsy tianareo hahazo anareo ny loza hanjo azy.+