FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hoy anefa i Jesosy: “Mandehana ianao, ry Satana! Fa voasoratra hoe: ‘I Jehovah* Andriamanitrao no tsy maintsy iankohofanao,+ ary izy irery ihany no tsy maintsy tompoinao.’”*+

  • Asan’ny Apostoly 10:25, 26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Rehefa niditra i Petera, dia nitsena azy i Kornelio, ary niankohoka tamim-panajana teo an-tongony. 26 Fa natsangan’i Petera izy, ka noteneniny hoe: “Mitsangàna, fa izaho koa ange olombelona ihany e!”+

  • Apokalypsy 19:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tamin’izay dia niankohoka teo an-tongotr’ilay anjely aho mba hivavaka taminy. Hoy anefa izy tamiko: “Tandremo! Aza manao an’izao!+ Andriamanitra no ivavaho!+ Fa mpanompo ihany aho, hoatr’anao sy ny rahalahinao izay manao ny asa fitoriana momba an’i Jesosy.+ Ny fitoriana momba an’i Jesosy mantsy no antony nanoratana ny faminaniana.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara