FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 22:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nalain’i Josebata, zanakavavin’ny mpanjaka, anefa i Joasy+ zanak’i Ahazia. Naka azy an-tsokosoko teo amin’ireo zanaky ny mpanjaka efa hovonoina izy. Dia nataony tao amin’ny efitra anatiny fatoriana i Joasy sy ilay mpitaiza azy. Vitan’i Josebata zanakavavin’i Jorama Mpanjaka+ ny nanafina an’i Joasy mba tsy ho hitan’i Atalia, ka tsy matiny izy.+ Vadin’i Joiada+ mpisorona io Josebata io, sady anabavin’i Ahazia.

  • 2 Tantara
    Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019
    • 22:11

      Fandalinana, Boky 2,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara