-
2 Tantara 22:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Nalain’i Josebata+ zanakavavin’ny mpanjaka anefa i Joasy+ zanak’i Ahazia, ka nangalariny avy teo amin’ireo zanaky ny mpanjaka efa hovonoina. Dia nataony tao amin’ny efitra anatiny nisy ny fandriana i Joasy sy ilay vehivavy mpampinono azy. Koa nafenin’i Josebata i Joasy noho ny amin’i Atalia, ka tsy novonoin’i Atalia.+ Vadin’i Joiada+ mpisorona i Josebata anabavin’i Ahazia sady zanakavavin’i Jorama Mpanjaka.+
-