FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia nampitondraina an’ireo iraka+ ny taratasy ho an’ny faritany rehetra eran’ilay fanjakana, mba handripahana sy hamonoana sy handringanana ny Jiosy rehetra, na antitra na tanora, mbamin’ny zaza amam-behivavy, ary mba handrobana ny fananany.+ Andro iray+ ihany no hanaovana izany, dia ny fahatelo ambin’ny folon’ny volana faharoa ambin’ny folo, izany hoe ny volana Adara.+

  • Estera
    Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025
    • 3:13 ia 131-132; w11 1/10 21-22

  • Estera
    Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019
    • 3:13

      Tahafo, p. 131-132

      Ny Tilikambo Fiambenana,

      1/10/2011, p. 21-22

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara