FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Koa hoy Izy: ‘Aoka hafeniko azy ireo ny tavako,+

      Dia ho hitako eo izay hiafaran’izy ireo aorian’izay.

      Fa taranaka ratsy toetra+

      Sy zanaka tsy mendri-pitokisana+ ireo.

  • Joba 34:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Raha mampisy filaminana izy, iza no hanameloka azy?

      Ary raha manafina ny tavany izy,+ iza no hahita azy?

      Mitovy ihany ny vokany na firenena manontolo+ no anaovany izany na olon-tokana.

  • Salamo 27:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Aza manafina ny tavanao amiko.+

      Aza roahina amin-katezerana ny mpanomponao.+

      Aoka ianao hanampy ahy.+

      Aza mahafoy na mandao ahy, ry Andriamanitra mpamonjy ahy ô!+

  • Salamo 104:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Raha manafina ny tavanao kosa ianao, dia very hevitra izy ireo.+

      Ary raha esorinao ny hery mamelona azy, dia tapitra ny ainy,+

      Ka miverina ho vovoka izy.+

  • Ezekiela 39:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary tsy maintsy ho fantatr’ireo firenena fa nanao fahadisoana ny taranak’Israely sady nivadika tamiko, ka izany no nanaovana sesitany azy.+ Koa nanafina ny tavako tamin’izy ireo aho+ ary nanolotra azy teo an-tanan’ny fahavalony, hany ka lavon-tsabatra izy rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara