FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 31:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia hirehitra amin’izy ireo tokoa ny fahatezerako amin’izany andro izany,+ ary hafoiko tokoa izy ireo+ sady hafeniko azy ny tavako,+ ka ho levona izy ireo. Ary hisy loza sy fahoriana maro hanjo azy ireo,+ dia tsy maintsy hiteny izy ireo amin’izany andro izany hoe: ‘Tsy noho ny Andriamanitsika tsy eto amintsika ve no mahatonga izao loza izao amintsika?’+

  • Joba 34:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Raha mampisy filaminana izy, iza no hanameloka azy?

      Ary raha manafina ny tavany izy,+ iza no hahita azy?

      Mitovy ihany ny vokany na firenena manontolo+ no anaovany izany na olon-tokana.

  • Salamo 30:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Jehovah ô, noho ny fankasitrahanao dia nataonao mafy orina ny tendrombohitro.+

      Nanafina ny tavanao ianao, ka very hevitra aho.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara