FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 9:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia hoy ireo: “Ao izy. Jereo fa ao alohanao ao izy. Mandehana haingana fa efa tonga eto an-tanàna izy izao. Misy fanaovana sorona+ ho an’ny olona mantsy eny amin’ny toerana avo+ anio.

  • 1 Samoela 20:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 ka niteny hoe: ‘Mba avelao aho handeha, fa misy sorona ataon’ny fianakavianay any an-tanàna, ary ny rahalahiko mihitsy no nandidy ahy ho any. Koa raha mahazo sitraka aminao aho, dia mba avelao aho hitsoriaka kely hijery ny rahalahiko.’ Izany no antony tsy nahatongavany teto amin’ny latabatry ny mpanjaka.”

  • Matio 10:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Maniraka anareo aho, ka ho toy ny ondry eo afovoan’ny amboadia+ ianareo. Koa aoka ianareo ho malina tahaka ny bibilava,+ nefa tsy hanan-tsiny tahaka ny voromailala.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara