1 Tantara 29:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Anao Jehovah ô, ny fahalehibeazana+ sy ny hery+ sy ny hatsarana+ ary ny haja+ amam-boninahitra,+ fa anao ny zava-drehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.+ Ary anao ny fanjakana,+ Jehovah ô, dia ianao izay misandratra ambony noho ny zava-drehetra.+ Salamo 96:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Haja amam-boninahitra no eo anatrehany,+Ary hery sy hatsarana no ao amin’ny toerany masina.+ Salamo 119:120 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 120 Mihoron-koditra aho noho ny fahatahorana anao.+Ary matahotra aho noho ny didim-pitsaranao.+
11 Anao Jehovah ô, ny fahalehibeazana+ sy ny hery+ sy ny hatsarana+ ary ny haja+ amam-boninahitra,+ fa anao ny zava-drehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.+ Ary anao ny fanjakana,+ Jehovah ô, dia ianao izay misandratra ambony noho ny zava-drehetra.+