FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 44:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Misy olona mpikapa hazo sedera. Mifidy karazan-kazo goavam-be izy, dia avelany ho lehibe tsara miaraka amin’ny hazo any an’ala izany, mba hampiasainy.+ Namboly hazo lorie koa izy, ary ny ranonorana no mampaniry izany.

  • Isaia 45:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Miangòna ka avia!+ Mivoria ianareo sisa niangana avy any amin’ireo firenena.+ Samy tsy nisy nahazo fahalalana ireo mitondra ny sary sokitra hazo sy ireo mivavaka amin’ny andriamanitra tsy mahavonjy.+

  • Habakoka 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Inona no soa entin’ny sary sokitra+ nefa ilay namorona azy ihany no nanao sokitra azy? Ary inona no soa entin’ny sarivongana metaly sy ny mpampianatra lainga+ nefa ilay namorona azy ihany no natoky azy,+ ka nanao andriamanitra tsy misy dikany sady moana?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara